Sport

Basket FIBA AFRIQUE Fantatra ireo mpikambana hiara-kiasa amin’i Anibal Manave


  • Talata 25 Jona 2019

Notontosaina tany Bamako Mali tamin’ny sabotsy 22 sy alahady 23 jona 2019 teo ny kongresy faha-17 an’ny FIBA AFRIQUE “Association des Fédérations Africaines de Basket-ball”

 

 

 ka lany ho filohan’izany rafitra izany ilay Mozambikanina, Anibal Manave. Lanin’ny fivoriambe « AG »  ihany koa ireo mpikambana  vaovao ao amin’ny « Bureau de zone » ka Atoa Adel Eskandar Tooma no mpitam- bola, Atoa Fode Amara Condé no filohan’ny «  Conseil Compétitions et Technique », miaraka amin’ny mpikambana vehivavy 3 : Justine Irung, Salma Ben Romdhane ary Boineelo Hardy.

Ny 21 jona 2019 teo dia voafidy koa ka hiray birao amin’Atoa Alphonse Bile, Tale Rejionaly, Atoa isany Omar El Barshushi (Zone 1), Rokhaya Pouye (Zone 2), Samuel Ahmedu(Zone 3), Juvenal Lufuma (Zone 4), Hesham El Hariri (Zone 5), Paulo Madeira(Zone 6) ary ilay teratany Malagasy Abel Ntsay(Zone 7).

Fotoana fohy taorian’ny nahalany azy ireo hiasa mandritra ny fe-potoana  2019 - 2023 dia nivory voalohany ny Birao vaovaon’ny FIBA AFRIQUE ka  nanendry an’ireo  filohan’ny « conseils »  rehetra :
- Conseil du Basketball Féminin: Bah Maimouna Diallo
- Conseil du Développement: Jean Michel Ramaroson (Madagascar)
- Conseil Média  et Communication: Abdellatif Hatim
- Conseil Jeunes et 3x3 : Ambrose Tashobya
- Medical Council: Aboubacar Gueye
- Conseil des Entraineurs: Habib Cherif
- Conseil du Mini-Basketball : Jean Claude Sidibé
- Conseil des Fédérations Nationales: Ali Benzarti

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT