Sport

Basket « Coupe du Président » Anjaran’ny Faritra Atsimo indray izao


  • Alatsinainy 12 Febroary 2018

Omaly alahady 11 febroary 2018 vao nifarana ny lalao nifanandrinan’ny Cosmos (DIANA) sy ny Sebam (Boeny) tao amin’ny kianja Mitafon’Antsiranana amin’ny fifaninanana Basket « Coupe du Président » andiany faha-4.

Efa nanomboka ny sabotsy 10 febroary tao amin’ny kianja « annexe » ao Ihosy anefa ny fifaninanana ho an’ny Faritra Atsimo misy an’Androy, Atsimo  Andrefana, Ihorombe ary Anosy izay tsy hifarana raha tsy amin’ny 18 febroary ho avy izao.

Fandaharam-potoana anio 12 febroary 2018 :
AJFB Androy # AS FIVOY Androy
AS VANTIOGNE Androy # BCA Androy

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT