Sport

Basket « coupe du Président » andiany faha-4 Ny BCA Ihorombe no nitana ny laharana voalohany


  • Alatsinainy 19 Febroary 2018

Ny BCA Ihorombe nandresy ny JBC Atsimo Andrefana (65-55) teo amin’ny lalao famaranana notontosaina omaly alahady 18 febroary 2018 no nitana ny laharana voalohany tamin’ny fifanintsanana ho an’ny « Zone Sud ». Izy roa ireo, araka izany, no hisolotena an’io Faritra io amin'ny tohin'ny fifaninanana PLAY OFFS izay atao any Toliara (LRBB Atsimo Andrefana).


Ho an-dry zareo ao amin’ny « Zone Ouest » kosa izay nanomboka tamin’ny sabotsy 17 febroary teo tao amin’ny kianjan’ny CUA Arivonimamo ny fifanintsanana dia efa nahazoam-bokatra ny lalao notanterahana omaly alahady 18 febroary andro faha-2 :
CNAPS (Itasy) 106 # 65 EB2 (Itasy)
2BC (Vakina) 81 # 84 ASB (Itasy)

Fandaharan-dalao andro faha-3 anio alatsinainy 19 febroary

09 :00-Eba (Itasy) # 2Bc (Vakinankaratra)

11 :00-Asb (Itasy # Cnaps (Itasy)

14 :00-Cbbi # Jea (Match de Gala DAME)

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT