Sport

Basket At2b 10 taona isika’zao Hihato kely amin’ity herinandro ity


  • Zoma 27 Jolay 2018

Miato ny Fety de BASKETY e ! fanamarihana ny faha-10 taona ny AT2B “Andraisoro Tia Basket Ball”, hoy i Pascal Rasaony mpikarakara, ny andron'ny sabotsy 28 jolay sy alahady 29 jolay 2018 ho fiombonam-po amin’ny fampiantranoan'i Madagasikara ny hetsika “basket Fiba 3x3 Africa Cup Qualifiers 2018"

Hatreto aloha dia ny ekipan’ny Bbcm, Bcsm, As Cheminot ary Vahona hoan’ny  “veterans” lehilahy ary ny Jcsa 1, Fusion, Team Play List ary Manapoin’s hoan’ny “veterans” vehivavy  no tafita hiatrika ny manasa-dalana. 
Vokatry ny 1/4-dalana tamin’ny 22 sy 23 jolay teo :

Team Play Liste (65) # Sbc (58) ;  Fusion (45) – Jcsa 2 (30)  ;  Jsca 1 (67) – Bbc (48)  : Amb’hoops (56) – Vahona (59)  ;  Cheminot (81) – Mfb (74).

 

Ntsoavina Evariste


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT