Sport

Basket Africa League Hanomboka amin’ny volana martsa izao ny andiany voalohany


  • Talata 04 Febroary 2020

Amin’ny volana martsa 2020 ho avy izao no hanomboka, aty amin’ny firenena maro aty Afrika, ny andiany voalohany amin’ny taom-pilalaovana Basketball Africa League.

 Fifaninanana vaovao tantanan’ny  NBA miaraka amin’ny FIBA. Tsena lehibe misokatra ho an’ny « Ligue nord-américaine » ity fifaninanana ity satria fanombohana ny « ligue professionnelle NBA ivelan’ny kaonitinanta misy azy. BAL « Basketball Africa League » no fiantso an’ity fifaninanana ity ka ekipa Afrikana miisa  12 avy amin’ny firenena maromaro : Maroc, Egypte, Tunisie, Sénégal, lAngola, l Kenya,  Nigeria,  Rwanda no handray ny fifanintsanana izay ahitana lalao miisa 30. Nozaraina anatin’ny Conférence misy klioba 6 ireo ekipa ireo ka tanàna 6 ihany koa no handray ny fifaninanana dia Le Caire Le Caire (Egypte), Dakar (Sénégal), Lagos (Nigeria), Luanda (Angola), Rabat (Maroc), et Monastir (Tunisie).

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT