Sport

Basket 3 x 3 Malagasy Nandalo tao Nairobi Kenya


  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Ny zoma 2 novambra lasa teo no niala teto an-tanindrazana ny delgasionina Malagasin’ny taranja basikety 3 x 3 hiatrika ny Afrobasket 3 x 3 2018 any Lomé Togo

 

 

 

 manomboka ny 9 ka hatramin’ny 11 novambra izao. Rina Randrianarisoa tompon’andraikitry ny « commission du basketball de masse » ao amin’ny Fmbb no mitarika ny delegasiona izay ahitana mpilalao 4 mirahalahy : Manimison Fabrice Constant sy Luobacky Rick Ley « Ricky » samy mpilalaon’ny Gnbc, Livio Ratianarivo mpilalaon’ny Ascb ary i Arnold Solondrainy mpilalaon’ny 2Bc Vakinankaratra. Ny alahady sy alatsinainy 4 sy 5 novambra ity delegasiona ity no nandalo sy nitoetra fotoana fohy tao Nairobi Kenya va nihazo an’i Lomé Togo. Marihana fa ao amin’ny vondrona B miaraka amin’i Togo sy Burkina Faso no misy an’i Madagasikara.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT