Sport

Basket 3 x 3 – Lalao Afrikanina 2019 Nandresy an’i Guinée Equatoriale i Madagasikara


  • Alakamisy 22 Aogositra 2019

Nandresy an’i Guinée Equatoriale tamin’ny isa 21 – 14 omaly alarobia 21 aogositra tamin’ny andro voalohan’ny lalaom-bondrona natrehany ny ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja Basket 3 x 3.

 

 

 Marihina fa  iray vondrona amin’i Egypte sy  Maroc ary Kenya sy Guinée Equatoriale ao amin’ny vondrona B i Madagasikara amin’ity taranja ity raha i Niger sy Nigeria ary Angola sy Mali kosa no iray tarika ao amin’ny vondrona A.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT