Sport

Basikety Tompondaka nasionaly N 1 B vehivavy sy U 20 G Maresaka any Fenoarivo Atsinanana


  • Talata 07 Mey 2019

Miditra amin’ny andro faha-4 anio talata 07 mey ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja basikety sokajy N1 B vehivavy sy U 20

 

 

 

zatovolahy tontosaina any Fenoarivo Atsinanana nanomboka ny 04 ka hifarana ny faha-12 mey ho avy izao. Miisa 9 ireo ekipa sokajy N1 B mandray anjara amin’ny fifaninanana ary 12 kosa ny eo amin’ny sokajy U 20 G.

Vokatry ny andro faha-3 notontosaina tao amin’ny kianja Dirjs –n’i Fenoarivo Atsinanana omaly  alatsinainy 06 mey 2019 :

 

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Lamba
  • Zoma 27 Novambra 2026

maloton'ny FMF

  • Tsipy
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kanetibe

  • Taranja
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Tsipy Kanetibe

  • Coupe du
  • Talata 24 Novambra 2026

monde de pétanque

  • Rayan Raveloson
  • Talata 24 Novambra 2026

Nangidy ny herinandro

  • Filazàna fa
  • Zoma 20 Novambra 2026

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Hijery ny tohiny
FTT