Sport

Basikety tetikasa Junior NBA Olo-manankaja maro no nanatrika ny fanokafana ofisialy


  • Alatsinainy 18 Novambra 2019

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano tamin’ny sabotsy 16 novambra 2019 maraina teo ny tetikasa Junior NBA eo amin’ny taranja basikety.

 

 

Enin-kaja enim-boninahitra ity fanombohan’ity tetikasa ity fa notronin’ny olo-manankaja maro toy ny minisitry ny sparo Malagasy sy ny tompon’andraikitry ny Jr NBA aty Afrika ary ny Ambasadaoron’i Etazonia monina sy miasa teo amintsika ary samy nandefa hafatra tamin’ny anjaram-pitenenana  nataony avokoa. Niavaka ny filaharana nataon’ireo ekipana  sekoly zazalahy niisa 30 sy zazavavy niisa 24 tamin’izany lanonam-panokafana izany. Nisy avy hatrany ireo lalao natrehana taorian’izay ka hitohy isaky ny sabotsy etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina hatramin’ny volana martsa 2020.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT