Sport

Basikety Tetikasa IBF EPP Antsararay Nofaranana tanteraka omaly


  • Talata 12 Novambra 2019

Nofaranana ofisialy omaly alatsinainy 11 novambra 2019 maraina ilay tetikasa IBF “Fampianarana ny taranja basikety eny anivon’ny sekoly”

 

 

notanterahina tao amin’ny EPP Antsararay Ambohimanarina Madagasikara. Noho ity sekoly voafidy ho sekoly mendrika indrindra tamin’ny fanatanterahana ny tetikasa dia notoloran’ny tompon’andraikitry ny tetikasa izay solontenan’ny FMBB ihany koa “kits écoles” sy “kits sportifs” samihafa izy ary dia nanamafy tamin’ny alalan’ny talen’ny sekoly, Rtoa Domoina, fa mbola vonona hatrany ny hanohy ny fampianarana ny taranja basikety ao anivon’ny sekoly tantanany sy hanomana ihany koa an’ireo fifaninanana  samihafa eo anivon’ny sekoly. Marihana fa naharitra 2 taona (2016-2018) ity dingana voalohany tamin’ny tetikasa ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT