Sport

Basikety ampahefa-dalan’ny N1 B vehivavy sy U 20G Hotontosaina anio zoma any Fenoarivo-Atsinanana


  • Zoma 10 Mey 2019

Hotontosaina anio zoma 10 mey 2019 ao amin’ny kianja Drjs Fenoarivo Atsinanana ireo lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2019 taranja basikety baolina sokajy N1B veihivavy sy U 20 zatovolahy :

 

 

 

 

N1 B Vehivavy :

08:00-Mb2All A/Manga  # Asf A/Manga ; 09:45-Cospn 2 A/nanana  # Aslfa A/Mania ; 11:30-Crjs A/nanana  # Bcsm A/Manga ; 13:00-Serasera Vaknà  # Usjfm A/Andrefana

U 20 Zatovolahy :

08:00-Ascb Boeny # Ambb A/Manga ;  09:45-Ascut A/nanana  #  Serasera Vaknà ; 11:30- Mb2All A/Manga  #  Dtsc A/Manga ; 13:00-Copn 2 A/nanana # 2Bc A/jirofo

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT