Sport

Barean’i Madagasikara Vaovao mikasika an’ireo mpilalao sasantsasany


  • Alakamisy 18 Jona 2020

Nahazoana vaovao ankehitriny ny mikasika an’ireo mpilalao sasantsany mandrafitra ny Barean’i Madagasikara. Fantatra ary fa i William Gros dia nifindra ao amin’ny klioban’ny FC Fleury Frantsa.

 

 

 I Zotsara Randriambololona dia mbola nanavao ny fifanarahany ao amin’ity ekipan’ny FC Fleury Frantsa ity ihany koa. Nofoananan’ny FIFA kosa ny sazy efa-bolana nomeny an’i Dax Arohasina milalao atsy Afrika Atsimo. I Jeremy Morel kosa dia nahavita fifanarahana amin’ny ekipan’ny FC Lorient Frantsa ihany hilalao mandritra ny taom-pilalaovana iray ary i Sylvio Ouassiero nanavao ny fifanarahany amin’ny ekipan’ny CS Fola Esch any Luxembourg.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT