Barean’i Madagasikara

Nahazo laharana miisa 7


  • Zoma 19 Septambra 2025

Nahazo laharana miisa 7 amin’ny fampilaharan’ny

Federasionina iraisampirenen’ny baolina kitra na FIFA ny ekipam-pirenena malagasy na ny Barea, raha ny fampilaharana vaovao ofisialy voaray omaly. Lasa faha 108 manerantany isika, araka izany, raha toa ka faha 115 teo aloha. Faha 25 aty Afrika kosa. Isan’ireo nahatonga ny fisondrotana ny fahombiazana tany amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika na CHAN 2025 farany teo sy ny fandresena miisa 2 nifanesy tao anatin’ny fiadiana ny tapakilan’ny amboara erantany 2026 nihaonana tamin’i Centrafrique sy Tchad nandritry ny andro faha 7 sy faha 8, raha ny fampahafantarana voaray.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT