Barean'i Madagasikara

Manana fotoana malalaka hanatsarana ny paikady


  • Alarobia 11 Septambra 2024

Efa tsara raha ny fijery ny Barea ireny fa eo amin'ny famonoana baolina sy ny

irakiraka aty ambany no mila ezaka be.Misy fotoana izao ny FMF hitadiavana izay tena mpamono baolina.Ny 13 na 15 oktobra mantsy no ho any Gambie ny Barea ary ny 17 na 19 novambra no ho any Comores na izay toerana handraisana ny lalao.Mbola manana fotoana koa anefa hanamboarana ny kianja Barea satria tsy ny Barea irery no mila io fa na ny klioba aza izay voatery ho soavaly mianto-bilina.Ny hirariana dia ny hivahan'ny olona fa tsy vitan'ny werawera fa ny asa vita ihany.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT