Barea U17

Nanomboka ny fampivondronana


  • Alatsinainy 25 Aogositra 2025

Nanomboka ny 21 aogositra teo ny fampivondronana ireo ekipam-pirenena

malagasin’ny baolina kitra, latsaky ny 17 taona, na Barea U17, raha ny fampitàm-baovao voaray. Ny fanomanana ny fiadiana izay ho tompon’amboaran’ny kitra aty atsimon’i Afrika na COSAFA U17 no antony. Ireo mpilalao amin’ny fifaninanam-pirenena eto an-toerana ho an’izay latsaky ny 17 taona izay no nantsoina handrafitra ny ekipam-pirenena, hoy ny fanazavàna. Eo koa ny Indian Ocean Festival U15, ny CJSOI ary ireo ivotoeram-panomanana ho amin’ny kitra matihanina misy. Mety hisy ihany koa anefa ny fiantsoana ireo mpilalao mila ravinahitra ivelan’i Madagasikara, raha ny fanazavàna hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT