Sport

Barea Toa ireo mahay indray no nesorina


  • Alatsinainy 05 Jona 2023

Lasa tena resabe ilay lisitra navoakan'i Roro. Midika izany fa tena betsaka mpanaraka sy mpankafia hatreto ny Barea na dia efa tapi-dalan-kaleha aza taorianan'iny fandresena indroa nanoloana ny Centrafrique iny .

Nantsoina indray izao Roro nefa toa vao maika ny nantenaina hanirona indray no hampivandravandra. Tena betsaka ny msnontany tena hoe mbola misy dian-tanan'i Nicolas Dupuis indray ary ity lisitra ity Sarotra nantsy ny hino raha tena nionfana baolina toa an'i Roro indray no mbola hiantsoa an'i Hakim Abdallah sy Adrien Melvine ary Zotsara Andriambololona. Ity farany aza moa dia tsy manana klioba akory ary toy izany koa i Njiva sy Metanire. Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe toa ireo mahay indray no tsy nantsoina ary voalohany amin'izany i Rayan Raveloson izay tena mamiratra na dia nivarina Ligue 2 aza ny AJ Auxerre. Tsy nantsoina koa i Marco Ilaimaharitra sy Loïc Lapoussin nefa ireto roalahy ireto no azo lazaina hoe anisan'ny sangany. Asa aloha fa hatreto dia efa betsaka sahady no tsy mahazoazo ity endrika vaovao' ny Barea ity. Hevitra ampiadiana ihany aloha izao satria ny hanongotsongoina ny maty noho ny tahotra ny handevina velona.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT