Sport

Barea sy Angola any Luanda Hoezahana tantaraina mivantana amin’ny RNM


  • Sabotsy 19 Aogositra 2017

Nanambara ny tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny FMF na ny Federasiona Malagasin’ny Baolina Kitra,

Rakotoharimalala Mirado, fa hoezahin-dry zareo miaraka amin’ny mpitantara baolina ao amin’ny RNM na Radio Nasionaly Malagasy, Daniel Randriamaro, ho tantaraina mivantana ao amin’ny Radio Nasionaly Malagasy Fm 99.2 ny lalao miverina hifanandrinan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Palancas Negras Angola ho tontosaina any Luanda anio sabotsy 19 aogositra manomboka amin’ny 6ora 30 hariva ora eto Madagasikara.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT