Barea – Mpiandry tsatoby

Isany notomorina i Grégoire Coudert


  • Alarobia 14 Febroary 2024

Isany notomorin’ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasy

eo amin’ny taranja baolina kitra na Barea, Romuald Rakotondrabe na Rôrô, nandritry ny fiofanana natao tao Frantsa farany teo ny mpiandry tsatoby ao amin’ny Stade Brestois, divizionina voalohany frantsay, Grégoire Coudert, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Ity mpiandry tsatoby vao 24 taona ity moa (TTF: Teraka ny 3 aprily 1999), raha tsiahivina dia voavolavola tao Tours, Frantsa hatrany, ary ny taona 2021 no noraisin’ny Brest ary nanitatra ny fifanarahany ho hatramin’ny taona 2026 ankehitriny ny lehilahy. Mirefy 1,88 metatra i Coudert. Milanja 85kilao kosa, raha ny mombamomba azy voaray farany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT