Sport

BAREA hihaona amin’i SENEGAL Efa any Dakar ny delegasiona niala teto Madagasikara


  • Talata 19 Martsa 2019

Efa tonga any Dakar Sénégal soamantsara omaly alatsinainy 18 martsa 2019 ny delegasiona Malagasy, niainga teny Ivato ny alahady 17 martsa teo, ahitana mpilalao 2 avy aty an-tanindrazana,

 

 ka hikatroka amin’i Sénégal eo amin’ny fifanintsanana CAN 2019 andro farany ny sabotsy 23 martsa 2018 izao. Ireo mpila ravinahitra kosa dia hanainga mivantana avy any Frantsa no hihazo an’ity firenena ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT