Sport

Bapasy - Barea “Tsy mararin’ny Coronavirus izany aho “


  • Alatsinainy 06 Aprily 2020

Manoloana ny lahatsoratra an-gazety iray nivoaka ny sabotsy teo izay milaza fa miady amin’ny aretina Coronavirus ny vodilaharana eo anivon’ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra malagasy,

 

 

 Pascal Razakanantena na Pascal Razak, fantatry ny rehetra amin’ny hoe Bapasy, dia nitondra fanazavan-tsaina ho an’ireo mpankafy azy sy ny vahoaka malagasy ny tenany. Tsy mararin’ny Coronavirus aho akory, hoy izy, fa salama tsara. Toy ireo olombelona rehetra sy ny mpiray tanindrazana kosa ary ireo namany ao amin’ny Barean’i Madagasikara dia mandray ny ady amin’ity valan’aretina ity ho adidy lehibe hiarovana ny tenany sy ny mpiray tanindrazana ary ny mpiara-belona aminy izy. Antony io handraisany anjara amin’ireo fanentanana rehetra azony atao momba izany ady izany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT