Sport

Baolina Kitra Voafidy ho filohan'ny seksion’i Betafo i Lova Fiarovana


  • Alatsinainy 03 Jolay 2023

Nandeha tsy novohizina ny fifidianana izay ho filohan'ny seksiona baolina kitra vaovao. Lany tamin'ny izany ny Dokotera Lova Fiarovana.

Vokatra efa nampoizina ihany satria tena niasa izy nandritry ny nitondrany ka nahavita fifaninanana maro niraisan'ny distrika Betafo. Ny fanehoan'ny programan'asany rahateo naharesy lahatra hatramin'ireo olona nosafidiany hiara-hitantana ny baolina kitra ao Betafo Nasiana teny ny vokatra tsara efa azon'ni Betafo toa ny Disciples FC any amin'ny Pro League sy ny naha tompondakan'i Madagasikara ny Disciples FC vehivavy farany teo. Mirehareha koa Betafo hoy izy manana mpitsara iraisam-pirenena vehovavy dia i Dominique izany. Hiezaka aho hoy ihany i Dokotera Lova ny hanao kianja efatra sy hamita ny tamboho manodidina ny kianja lehibe ao Betafo .Nasiany teny koa ny fanomezan-danja ny fiofanana amin'ny lafiny rehetra ary ny fikarakarana ireo taninketsa sy ny vehivavy..
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT