Baolina kitra

Velona be indray i Njiva


  • Alarobia 20 Septambra 2023

Nahafaty baolina roa i Njiva Rakotoharimalala ny alahady teo tany Thaïlande.

Milalao amin'ny klioban'ny Ratchaburi moa izy ary raha izao ataony izao dia tokony mbola antsoina Barea izy. Tena azo eritreretina raha apetraka ao amin'ny ilany havia izy raha i Tendry no atao havananana. Ny lohany sisa nefa mety ihany koa raha i Njiva no atao lohany ary Loic Lapoussin no elatra havia. Mila mijery olona foana anefa toa ilay zandrikely milalao ao amin'ny Leeds izay diviziona faharoa any Angletera. Mila mijery ireo mpilalao indrindra ireo any aminlny klioba lehibe ao anatin'ny fiadiana ny ho tompondaka toa Frantsa, Espagne, Angletera ary Alemaina. Rehefa mbola tsy ho izay aloha dia aza manofy.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT