Sport

Baolina kitra vehivavy Malagasy Mitohy ny fandresena azon’ny Asot sy Askam


  • Talata 17 Jolay 2018

Teo amin’ny andro faha-4 amin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra vehivavy andro faha-4 amin’ny andiany faharoa tontosaina eny amin’ny kianjan’i Carion dia mbola tafavoaka ho mpandresy hatrany ny klioban’ny Asot Analamanga sy Askam Itasy mitarika an’isa vonjimaika hatreto.

Ac Sab Nam (Alfa) 1 – 0 Mifa (Alfa) ; Ascuf (H.Matsiatra) 0 – 3 Asot ; As Comato (A.Andrefana) 0 – 5 Askam (Itasy) ; Som (Boeny) 0 – 1 Fc Prescoi (Livak).

Rahampitso alarobia 18 jolay 2018 no hanatanterahana ny andro faha-5 amin’ny fifaninanana.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT