Sport

Baolina kitra vehivavy andro faha-2 Mbola nandresy indray ny Asot Analamanga


  • Zoma 13 Jolay 2018

Rehefa nitarika an’isa vonjimaika teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny baolina kitra vehivavy dingana faha-2 ny ekipan’ny Asot avy eto Analamanga dia mbola nandresy fanindroany indray ry zareo omaly alakamisy 12 jolay andro faha-2 teny Carion.

 


Vokatry ny andro faha-2 omaly teny Carion :

Mifa Analamanga (2) 0-0 (3) Comato Atsimo Andrefana

Askam Itasy 4-0 Som Boeny

Prescoi Vakinankaratra 2-3 Asot Analamanga

Ac Sab Nam Analamanga 5-1 Ascuf Matsiatra Ambony

Marihana fa hotontosaina amin’ny sabotsy izao mbola eny Carion ihany ny andro faha-3 amin’ity fifaninanana ity.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT