Sport

Baolina kitra – Tompondakan’ny Ligue 1 Alfa Anio zoma 17 janoary 2020 ny andro faha-9 tapany faharoa


  • Zoma 17 Janoary 2020

Hotontosaina anio zoma 17 janoary 2020, eny amin’ny kianja sentetika St Vincent de Paul eny amin’ny Complexe Sportif Akamasoa eny Bemasoandro

 

Ambohimahitsy ny andro faha-9 tapany faharoa amin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga « Alfa » sokajy Ligue 1

Fandaharan-dalao feno amin’izany :

08/30- Uscafoot # Kinga Sport

10:30-As St Michel # Asct

12:30-Cnaps Tanà # Five Fc

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT