Sport

Baolina kitra – Tompondaka rejionaly D-1 Matsiatra Ambony Amin’ny alahady 23 febroary ny lalao famaranana


  • Talata 18 Febroary 2020

Hotontosaina amin’ny alahady 23 febroary 2020 ho avy izao, manomboka amin’ny 2ora30, ao amin’ny kianja maoderina

 

 

 

Ampasambazaha Fianarantsoa ny lalao famaranana ny fiadiana ny ho tompondaka rejionalin’ny baolina kitra sokajy Diviziona 1 any amin’ny ligim-paritry ny baolina kitra any Matsiatra Ambony izay hifanandrinan’ny Le Relais Sport sy ny Fomela Club.

Marihina fa taorian’ireo lalao manasa-dalana roa tontosa tamin’ny alahady 16 febroarylasa teo tao amin’io kianjan’Ampasambahaka io ihany ka nahazoana ny vokatra : Le Relais Sport  1 - 0  Fc B ; Precis Sport  2-3 Fomela Club, no nahatafakatra an’ireto ekipa roa hanao famaranana ireto.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT