Baolina kitra

Tena mamiratra i Rayan Raveloson


  • Zoma 23 Aogositra 2024

Tafiditra ao anatin'ny mpilalao 11 tsara indrindra nandritra ny andro voalohany ny Ligue 1any Frantsa i Rayan Raveloson.

Tena mafy izy ary ho sarotra ho an'ny Auxerre atsy ho atsy ny hitazona azy fa tsy maintsy ho be mpitsirititra ity zanak'i Pierre kely ity. Irakitaka ampovoany isan'ny manampy ny fanafihana no tena manavana an'i Rayan Raveloson nefa dia mahay miaro-tena koa izy. Fehiny tena tsara izy ary raha maromaro ny Barea no toa azy dia inoana fa ho lasa lavitra ny Barea. Saingy mbola lavotry ny afo ny kitay satria dia mbola maka any amin'ny National ihany i Roro Rakotondrabe miampy ireo mpilalao any amin'ny firenena tsy lasa lavitra. Mbola misy koa fa tsy araky ny lazaina ireo tsy manana klioba. Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT