Baolina kitra -Telma Coupe de Madagascar Ireo lalao 1

8-ndalana ho tanterahina amin’ny 24 septambra


  • Zoma 15 Septambra 2017

Navoakan’ny FMF ihany koa ireo lalao 1/8-ndalana amin’ny Telma Coupe de Madagascar 2017 ho tanterahina ny faha-24 septambra ho avy izao mialohan’ny Thb Champion’s League Malagasy.

 

Antananarivo :

As Adema Analamanga # CNaPS Sport Analamanga

Mama Fc Analamanga # Rts Jet Mada Itasy

Cosfa Analamanga # Fc Rabaza Atsimo Atsinanana

Uscafoot Analamanga # Otiv Ambatondrazaka A/ Mangoro

 

Fianarantsoa :

Zanakala Fc Matsiatra Ambony # Fc Ilakaka Ihorombe

Elgeco Plus Analamanga # Black Star Fc V7V

 

Mahajanga :

CNaPS Sport Itasy # Osbsa na Tam Port Berger

Fosa Juniors Fc Boeny # Tanà Formation Analamanga

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT