Sport

BAOLINA KITRA PRO LEAGUE Resin’ny Fosa 3-0 ny 3Fb Toliara


  • Alarobia 13 Novambra 2019

Omaly talata 12 novambra vao notontosaina tao amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga

 

 

 

 ny lalao andro faha-3 amin’ny fifaninanana baolina kitra Pro League nifanandrinan’ny Fosa Juniors Fc Boeny sy ny 3Fb Toliara Atsimo Andrefana izay tsy tontosa niaraka tamin’ireo lalao hafa tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo noho ny antony avy amin’ny ekipan’ny Fosa manokana. Ny vokatra azo : Fosa Juniors Fc - 3Fb Toliara ( 3  -  0 ).

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT