Sport

Baolina kitra « Ny ligy no lany daty »


  • Alatsinainy 12 Jona 2023

Nisy diso tsy nahy tamin'ny lahatsoratra mikasika ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra izay fanehoan-kevitra

nataon'i Benony Jacques fa tsy ny komity mpanantanteraka akory mo tapitra ny fotoam-piasana fa ireo Ligy izay efa tsy manankery intsony satria tapitra tamin'ny 2022. Tsy mitombina noho izany ny fanapahan-kevitra niarahana tamin'ny ligy mikasika indrindra ny fanendrena ireo hitondra ny fifidianana ho avy ka manahy i Benony Jacques sao dia hitarika romoromo izany hoan:ireo kandida tsy lany. Misy fomba tsotra anefa hoy izy ny hialana amin'izany raha atao an-tsoratra ny fifanarahana hoe manaiky niaraka izay valiny eo na lany na tsy lany.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT