Baolina kitra

Nodimandry i Betanana


  • Alatsinainy 06 Mey 2024

Misaona indray ny tontolon'ny baolina kitra fa nodimandry teo amin'ny faha 61 taonany i Betanana

ilay mpiandry tsatokazon'ny AC Sotema sy Club M fahiny. Tany Nosy Be hell ville fiaviany izy io nodimandry io. Tao koa mantsy no nilalao voalohany tao amin'ny Pêcheries de Nosy Be i Betanana raha tao Mahanjaga izy no nanohy ny asa maha mpanazatra azy.Ibrahim Mohamed moa no tena anarany.
Clément RABARY

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT