Baolina kitra

Nirava ady sahala ny Disciples sy ny Orlando Pirates


  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024

amin’ny nosy Maorisy. Vokatra azo lazaina tsara ihany mialoha ny lalao miverina v

afaka efatra andro any Afrika Atsimo. Tsara fiarovantena izany ny Disciples ary mila mitady sahala fa misy baolina maty raha te ho tafita amin'ny dingana manaraka. Tsy mora izany saingy efa ambony ny toe-tsaona ho entina miady ho an'ny Disciples.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT