Sport

Baolina kitra Malagasy Nodimandry i Jousseaume


  • Talata 11 Aogositra 2020

Misaona indray ny tontolon’ny baolina kitra Malagasy indrindra ny mpitia baolina kitra any Toliara manokana fa nodimandry ny zokibe Jousseaume mpilalao vodilaharana fahiny tao amin’ny USFT “Union Sportive des Fonctionnaires de

 

Tuléar” tamin’ny taona 1969 ary koa tao amin’ny ekipam-pirenena Malagasy tamin’ny taona 60-70. Ry Fil de Fer, Maitre Kira, Dedé, Toririke, Sakira, Mosa no anisan’ireo mpilalao indray nihira taminy. Efa nisalotra ny anaram-boninahitra Tompon-dakan’i Madagasikara niaraka tamin’ny USFT izy tamin’ny taona 1969 ary imbetsaka ihany koa no nivata ny amboara “vainqueur de la Coupe présidentielle” nisaraka tamin’ny ekipa voafantin’i Toliara teo amin’ny baolina kitra. Mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana manontolo sy ny baolina kitra any Toliara izahay eto amin’ny Tia Tanindrazana.

Ntsoavina Evariste

Mpilalao baolina kitra tany Toliara tamin’ny 1969

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT