Sport

Baolina kitra Malagasy Nanome toromarika fohy ny tale teknikan’ny FMF


  • Sabotsy 25 Aprily 2020

Nanome toromarika fohy ho an’ny mpilalao sy mpitantana ary mpanazatra ny baolina kitra Malagasy, Atoa Debon Jean François tale teknikan’ny FMF “Federasion’ny Baolina kitra Malagasy” amin’izao fiatrehana ny fijanonana an-trano ataontsika izao.

 

 

 

 “Araho an-tsakany sy an-davany, hoy izy, ny toromarika nomen’ny mpitondra fa mafy ny ady satria "adversaire" tsy hita maso no atrehana ankehitriny. Mirary soa amin’izay marary mba ho tafaverina soa any an-tokantrano. Ny tanjona dia tsy maintsy hiverina amin’ny laoniny ny zava-drehetra ka tsy afaka hatoritory foana eo am-pandriana isika na eo aza ny “confinement” satria ny maraina dia afaka manao “footing” sy “étirement” kely mba hitazonana ny “forme” ananana. Miandry ny top avy amin’ny tompon’andraikitry ny baolina kitra maneran-tany sy aty Afrika isika dia tsy maintsy hiverina daholo ny “programme” efa nipetraka rehetra”.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT