Sport

Baolina kitra Malagasy Ho tonga anio eto Tanà ireo solontenan’ny FIFA


  • Talata 13 Martsa 2018

Araka ny vaovao heno teny anivon’ny Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra teny Isoraka omaly, dia ho tonga eto amintsika anio talata 13 martsa 2018 ireo

 

 solontenan’ny FIFA hijery akaiky sy hanao fanadihadiana amin’ny korontana nisy teo amin’ny fifidianana isan’ambaratonga teo amin’ny tontolon’ny baolina kitra Malagasy. Etsy an-kilan’izay dia mitohy hatrany aloha ny fifaninanana 

fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga eo amin’ny baolina kitra 2018 tontosaina eny Carion sy etsy Mahamasina ary nahazoana vokatra tahaka izao ny andro faha-5 notontosaina tamin’ny alahady 11 martsa teo :

Cosfa  0 – 3  As Adema

Uscafoot  1 – 1  Cnaps Sport Analamanga

Fosa Juniors Analamanga  0 – 1  Elgeco Plus

Cospn  1 – 1  Mi-20

Mama Fc  2 – 1  Tanà Formation

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT