Sport

Baolina kitra Ligue 1 - Analamanga Tsy tontosa ny fihaonan’ny Five Fc sy Fosa Jr Espoir


  • Talata 21 Janoary 2020

Lalao 3 ihany no tontosa teny amin’ny kianja sentetika St Vincent de Paul eny amin’ny Complexe Sportif Akamasoa eny Bemasoandro

 

Ambohimahitsy tamin’ny fifaninanana  fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga « Alfa » sokajy Ligue 1 andro faha-10 tapany faharoa, omaly alatsinainy 20 janoary 2020 fa tsy tontosa kosa ny lalao farany tokony ho nihaonan’ny ekipan’ny Five Fc sy ny ekipan’ny Fosa Jr Espoir noho ny kianja dibo-drano tamin’ny orana nikija teny an-toerana.

 

Ireo vokatr’ireo lalao 3 azo narahina :

 

As Jet Mada 1 - 1 Mi-20 Fc  

Cf Tfc 1 - 0 Cffa  

Net Foot 1 - 0 Cospn 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT