Sport

Baolina kitra - « Ligue 1 » Analamanga Hotontosaina anio ny ankatoky ny famaranana


  • Alakamisy 13 Febroary 2020

Anio alakamisy 13 febroary 2020 no hanatontosana, eny amin’ny kianja Elgeco Plus eny amin’ny By Pass Ambohijanaka,

 

 

 

 an’ireo lalao ankatoky ny famaranana amin’ny fifaninanana  fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitra eto Analamanga « Alfa » sokajy Ligue 1. 

Fandaharan-dalao ho hita amin’izany  :

10:00- Five Fc  # Cnaps Tanà

 12:00- Disciples Fc  # Cospn

Tsiahivina fa tamin’ny alatsinainy 10 febroary teo teny amin’ity kianja ity ihany no nanatontosana an’ireo lalao 1/4-dalana izay nahazoana ny vokatra :

Cospn 1 – 0 Mi-20 ; Disciples Fc 1 – 0 As Jet Mada ; Cnaps Tanà  1 – 0 Cffa ; Fives Fc 4 – 1 CfTfc.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT