Baolina kitra

Lasa any Arabia Saodita koa i Fabiano Flora


  • Alatsinainy 25 Septambra 2023

Rehefa mitavozavoza manao zavatra dia lasan'ny olona ilay noheverina hitondra ny Barea A.

Heno mantsy izao fa lasa mpanazatra any amin'ny ekipa''ny Al Kholood atsy Arabia Saodita i Fabiano Costa izay nanampy an'i Eric Rabesandratana.Tena nahay anefa ity Portugais ity sady efa tena zatra teto noho ny fifankatiavany amin'i Jocelyn Razafimamanjy Nino. Saingy tsy voatazona amin'ny karama varimasaka izany nefa dia fantatra fa ho volabe ny sandan'izao fifindrana izao. Efa mitodika any rahateo ny mason'ny rehetra noho ny fisian'ireo mpilalao malaza raha tsy hiteny afa-tsy Cristiano Ronaldo, Benzema, Neymar Jr na koa Ngolo Kanté. Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT