Sport

Baolina Kitra Hankalaza ny jobiliny ny filoha Ahmad


  • Talata 18 Jolay 2023

Hangotraka ny fety ao Mahajanga mandritry ny fankalazana ny jobilin'ny filohan'ny CAF sady efa filoha ny FMF

antaonany maro Ny sabotsy 29 sy 30 jolay izao no fotoana izay hiarahana amin'nyi mponinin'i Mahajanga iray manontolo izay tena mitehareha manana azy. Marihina moa fa efa mpanazatra ny AC Sotema i Ahmad talohan'ny naha Filohan'ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra azy. Raha tsorina dia tena mamy hoditra teo amin'ny fiara-monina i Ahmad tsy ao Mahajanga ihany fa saika manerana an'i Madagasikara ka hatrany Afrika. Ny politika avo lenta no nahatonga azy noesorina tao amin'ny CAF nefa tsy nisy arakaraka satria tsy notpmbina ny fanenjehana azy sy ireo namany.

Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT