Sport

Baolina kitra eny amin’ny fokontany Hifanindran-dalana ny Grassroots sy ny Open Ny Sahy


  • Sabotsy 22 Aogositra 2015

Noho ny fisian’ny lalao Kitra “Orange Ligue Alfa” karakarain’ny Ligin’ny baolina kitra Analamanga eny amin’ny kianjan’ny 80 lahy anio sabotsy 22 aogositra

  Ka hanarahana ireo lalao 7 voafaritry ny fandaharam-potoana : 8:00-Ezama # Esca Foot, 9:00-Fc Tank # Astm, 10:00-As2a # Fc Mandialaza, 11:00-Aigle # Atm, 12:00-Rca # Tam, 1:00-Fc King # Fc Kiki, 2:00-Ef St Joachin # Tamia, 3:00-Cousin Sports # Fcma, dia voatery natao nifanindran-dalana ny alahady 23 aogositra ny fifanintsanana Grassroots sy ireo lalao tsy maintsy naverina ho an’ny fifanintsanan’ny Open Ny Sahy 23.

Grassroots  :

Manomboka 8:00-Fifaninanana ho an’ny 6 ka hatramin’ny 12 taona

Open 23 :

11:00- AsB52 # Reste Racing

1:00-Msfc # Fcm

3:00-Fc tanàna # As2a.

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT