Baolina kitra - D2

Tompondaka ny KFCA


  • Alatsinainy 09 Oktobra 2023

Tontosa omaly ny andro fahatelo sady farany teo amin'ny Poule des As diviziona faharoa.Voahosotra ho tompondaka

ny KFC Antsiranana raha nandresy ny FC JM Androy tamin'ny isa 2 noho 1.Tafita teo amin'ny toerana faharoa izay hiakarana Pro League kosa ny FC Inate Antsirabe raha nandresy ny 3FB Moramanga tamin'ny isa mavesatra 4 noho 1.Lasa ekipa roa izany izao no misolo-tena ny Vakinankaratra taorinan'ny Disciples FC.Mbola tsy voafaritra mazava ny fitsipi-dalao hoe miverina diviziona faharoa ireo ekipa farany tao amin'ny Pro League toa an'ny JET Kintana sy ASA Nosy Be.

Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT