Baolina Kitra- D2

Hiditra amin'ny dingana faharoa


  • Alarobia 13 Septambra 2023

Na dia tsara fa tara aza ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara ho an'ireo klioba diviziona faharoa dia ho

tanterahana amin'ny faran'ny herinandro izao ny dingana faharoa. Ekipa 10 no hiatrika izany ka ny dimy avy any Mahajanga ary ny dimy avy any Antsirabe. Toy ny tamin'ny fiadiana ny Amboara dia tsy nisy koa ny atsapaka fa dia izay mifanakaiky no miray vondrona afatsy ny ASJA Ambositra no mandeha any Mahajanga. Toy izao ny ekipa tafita amin'ity dingana faharoa ity : Mahajanga : FC Zoya Boeny, KFC Antsiranana, AS Espoir Betsiboka, TGBC Atsinanana, ASJA Amoron'i Mania. Antsirabe: FC Inate Vakinankaratra, CFJA Atsimo Andrefana, FC JM Androy, JET Bongolava, AS JFC Atsimo Andrefana.
Clément RABARY
Sary fanehoana

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT