Sport

Baolina kitra any Matsiatra Ambony Miditra amin’ny andro faha-2 amin’ity faran’ny herinandro ity


  • Zoma 06 Aprily 2018

Miditra amin’ny andro faha-2 sahady ny fifaninanana baolina kitra fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligin’i Matsiatra Ambony na ligue des champions 2018 amin’ity faran’ny herinandro ity, samy hotontosaina ao amin’ny kianja maoderna Ampasambazaha Fianarantsoa daholo :

 


Sabotsy 7 aprily 2018

1:00-Fc Lam # Akon’Ambatomena

3:00-Zanakala Fc # As Jirama

Alahady 8 aprily 2018

11:00-Vas-Y Boaikely # Le Relais Fc

1:00-Maria Manjaka Fc # Fomela Club

3:00-Fcb # Suca Foot

Voka-dalao azo tamin’ny andro voalohany :

Fcb 1 - 1 Fc Lam ;  Zanakala Fc 6 – 1 Le Relais Fc  ;  As Jirama 5 – 1 Maria Manjaka Fc ; Suca  Foot 0 – 0 Akon’Ambatomena ;  Fomela Club 2 – 1 Vas-Y Boaikely.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Lamba
  • Zoma 27 Novambra 2026

maloton'ny FMF

  • Tsipy
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kanetibe

  • Taranja
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Tsipy Kanetibe

  • Coupe du
  • Talata 24 Novambra 2026

monde de pétanque

  • Rayan Raveloson
  • Talata 24 Novambra 2026

Nangidy ny herinandro

  • Filazàna fa
  • Zoma 20 Novambra 2026

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Hijery ny tohiny
FTT