Sport

Baolina kitra any Italia Hanomboka amin’ny 18 mey izao ny fanazaran-tena iombonana


  • Talata 28 Aprily 2020

Nambaran’ny praiministra Italiana, Giuseppe Conte, tamin’ny alahady 28 aprily 2020 teo fa afaka manao fanazaran-tena iombonana amin’izay ireo kliobana

baolina kitra any amin’ity firenena ity manomboka amin’ny faha-18 ny volana mey 2020 ho avy izao. Mahazo alalana tamin’ny governemanta Italiana hanao ny fanazaran-tenany amin’izay ireo “sportifs de haut niveau” any amin’ity firenenena ity manomboka amin’ny volana mey ho avy izao ka manomboka ny faha-4 mey izany ho an’ny “sports individuels” ary manomboka amin’ny faha-18 mey kosa hoan’ny “disciplines collectives”. Nanambara kosa ny Federasiona Italian’ny baolina kitra fa heverin-dry zareo ho taperina alohan’ny 2 aogositra 2020 ho avy izao ny taom-pilalaovana 2019-2020

 Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT