Sport

Baolina kitra Analamanga Voatanan’ny Five Fc ady sahala ny Elgeco Plus


  • Zoma 11 Janoary 2019

Tsy nikely soroka tokoa, araka ny nambaran’ny mpanazatrany, Navalona, ny ekipan’ny Five Fc nanohitra ny andrarezina Elgeco Plus omaly teny amin’ny kianja sentetikan’i Carion.

 

Na dia vao izay aza ity ekipan’ny Boriborintany faha-5  ity vao nilalao teo anivon’ny Ligue 1 eto Analamanga dia nahatana ady sahala 2-2 ny Elgeco Plus tompondaka 2017-2018.

Ireo fandaharan-dalao manaraka eo amin’ity fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga Ligue 1 taona 2018-2019 :

Alahady 13 janoary 2019 – kianjan’i Mahamasina (Andro faha-2)

10:00-Cosfa # Cf  Tfc ; 12:00- Cospn # Tana Formation- Cffa ;   14:00-Uscafoot # Elgeco Plus.

Sabotsy  19 janoary 2019 – kianjan’i Carion (Andro faha-3)

08:30-Mama Fc # Mi 20 Fc ; 10:30- As Adema # Disciples Fc    ;  12:30-As Jet Mada # CNaPS Tana

Alahady 20 janoary 2019 – kianjan’i Carion (Andro faha-3)

08:30-Five Fc # Uscafoot ; 10:30-Tana Formation-Cffa #  Cosfa    ;  12:30- Cf Tfc # Cospn

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT