Sport

Baolina kitra Analamanga andro faha-15 Ady goavana ny an’ny As Adema sy Fosa Juniors Tanà rahampitso


  • Alatsinainy 30 Aprily 2018

Amin’ny maha andro tsy fiasana ny rahampitso talata 1 mey dia hisy ny fanatanterahana ny andro faha-15 eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga taranja baolina kitra.

Handrasan’ny mpitia baolina kitra maro ny fihaonan’ny As Adema sy ny Fosa Juniors Tanà izay mitana ny laharana faha-2 mitovy ankehitriny fa samy manana isa 27 aorian’ny Elgcco Plus mitana vonjimaika ny laharana voalohany manana isa 32.

Fandaharan-dalao rahampitso talata 1 mey 2018

Etsy Mahamasina :

10:00-Fosa Juniors Tanà # As Adema

12:00-Tanà Formation # Cnaps Sport Tanà

14:00-Mama Fc # Cosfa

Any Carion :

09 :00-Uscafoot # Cospn

11:00-Elgeco Plus # Mi 20

Voka-dalao andro faha-14 notontosaina tany Carion sy tetsy Mahamasina ihany ny sabotsy 28 aprily 2018 lasa teo :

Tanà Formation  1 - 2 Uscafoot ;  Elgeco Plus 3 - 1 Cosfa ;  Mama Fc 0 – 1 As Adema  ;  Fosa Juniors Tanà 4 # 0 Cospn   ; Cnaps Sport Tanà 2 # 1 Mi 20 Fc.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Tsindrin'i Etazonia
  • Talata 28 Aprily 2026

momba ny Mondial 2026

  • FANATANJAHANTENA
  • Talata 28 Aprily 2026

AN-TSEKOLY

  • Disadisan'ny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Federasiona sy ny Mpitsara

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

Hijery ny tohiny
FTT