Sport

Ballon d’Or Africain Lasan’i Mohamed Salah indray


  • Alarobia 09 Janoary 2019

Lasan’ilay kintan’ny baolina kitra Ejypsiana Mohamed Salah milalao ao amin’ny ekipa Anglisy Liverpool fanindroany ny amboara “Ballon d’Or Africain 2017”

 

 nanoloana an’ilay Senegaley milalao ao amin’ny Liverpool ihany koa, Sadio Mané nitana ny laharana faharoa, sy ilay Gaboney Pierre-Emerick Aubemeyang milalao ao amin’i Arsenal nitana ny laharana faha-3. Ny tenan’ny filohan’ny CAF, Atoa Ahmad, no nanolotra nivantana ny amboara ho azy 3 mirahalahy ireto omaly tany Dakar Sénégal. Taorian’i Hadji Diouf (2001-2002) sy Samuel Eto’o (2003-2004) ary Yaya Touré (2011-2012) dia i Mohamed Salah no mpilalao nahazo in-droa nisesy an’ity amboara ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT