Bakary Mario

Mbola milalao ao Frantsa


  • Alarobia 07 Febroary 2024

Fantatra ankehitriny fa mbola milalao ao Frantsa ao ilay vodilaharana

malagasy eo amin’ny taranja baolina kitra, Bakary Mario. Ny klioban’ny RCSC no misy azy amin’izao faha 35 taonany izao. Elaela no tsy nahitana ny lehilahy teny amin’ireo kianja eto Madagasikara intsony. Fantatra izany ankehitriny, raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany, fa mila ravinahitra ao Frantsa indray ity kintan’ny Japan Actuel’s sy ny Fosa Junior teo aloha ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT