Athletic Club Arlésien

Nahitana fivoarana i Rakool


  • Alarobia 13 Martsa 2024

Azo lazaina ho nahitana fivoarana ny mpilalao malagasy,

Koloina Solomampionona Razafindranaivo na Rakool, izay mivoatra ao amin’ny ekipa frantsay amin’ny fifaninanam-pirenena rejionaly na R1, Athletic Club Arlésien, amin’izao fotoana izao, raha ny tatitra voaray momba ny mpanara-maso izany any an-toerana moa izany. Nahitana fitomboana kokoa ny fifantohan’ity lohalaharana malagasy ity niatrika ireo lalao tato ho ato. 24 taona moa izao i Rakool. Heverina, noho izany, fa mbola azo antenaina ny hananany hoavy mamiratra eo amin’ity taranja baolina kitra ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT