Sport

As Andry Bongolava Hampiakatra ny fitoriany any amin’ny FIFA


  • Alatsinainy 11 Martsa 2019

Nitovy tsy nisy valaka tamin’izay navalin’ny “Commission de discipline” ao amin’ny Federasionina Malagasin’ny baolina kitra (FMF) ihany, hoy ny filohan’ny klioban’ny As Andry Bongolava,

 

 

 

 Andriamiarintsoa Hery Mamy,  ny valin-teny nomen’ny “Commission de recours” ao amin’ity FMF ity ihany mikasika ny fampakaranay teo amin’ny sehatra avoavo kokoa ny fitoriana nataonay “Réserve de qualification” tamin’ny ekipan’ny Ajesaia Bongolava izay nampilalao an’i Yvan izay tsy nazava mihitsy ny fomba nifindrany tao amin’ity ekipa ity nefa izay dia mbola voaporofo fa misoratra soamantsara any amin’ ny ekipan’ny Elgeco Plus.  Sahiko ny manambara, hoy ity filohan’ny As Andry ity teny Ampasamadinika, fa tsy handroso mihitsy ity baolina kitra Malagasy ity noho ny fomba fitantanana misy tsy mazava ao aminy fa ahitana fiandaniana tsotra izao.

 

Ntsoavina Evariste

 

 




Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT